Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Oktobra, 2017
Kyrgyzstàna sy Ozbekistàna: Sakay Sy Maso Fahiny, Mpinamana Tsy Mifankafoy Ankehitriny?
"Ny fihetsehampo dia mankany amin'ny finiavana tsara avy amin'ny filoha Ozbeky. Tena misokatra be i Mirziyoyev, namana, ary feno finiavana tsara ka dia tsy misy afa-tsy haravoana no entin'izany ho anay!."