Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Aogositra, 2017
Ao Anatin'ny Ezaka Hanafoanana Ny Kolikoly, Nantsoin'ny Filohan'i Ozbekistan ho “Fako” Ireo Mpampanoa Lalàna
Miala tsiny aho, fa tena tsy tiako mihitsy ireo mpampanoa lalàna....efa filohan'ny distrika aho, mpitarika faritany iray ary fantatro tsara ny fomba fitondran-tenan'ireo olona ratsy saina ireo.