Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Janoary, 2008
Uzbekistan: Nanao hosoka tamin'ny fifidianana i Karimanov
Joshua Foust no niteny fa feno hosoka ny fifidianana tany Uzbekistan, satria fandesena miezinezina hatramin'ny 88% no azony noho ny fandrotsaham-bato mihoatra ny iray ataon'ny mpifidy iray hangalara-bato fotsiny. Adil Nurmakov