Tantara mikasika ny Ozbekistan tamin'ny Marsa, 2011
Uzbekistan:Fantatra ireo fahavalon'ny Aterineto
12 Martsa no Andro Eran-tany enti-manohitra ny Fanivanana anaty Aterineto. Natsangan'ireo Reporters Without Borders tamin'ny 2008, ny tanjona amin'izany dia ny hanapariahana ny hevitra momba ny Aterineto tsy misy fetra sy malalaka ho an'ny rehetra.