Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Jona, 2017
Kyrgyzstan: Vanintaonan'ny Fanambadiana
Ny vanintaona mafana no fotoana tsara indrindra hanambadiana. Tsy miavaka amin'izany ny mpifankatia Kyrgyzstani ka noho izany, mitatitra an-tsary sy an-dahatsoratra momba ny fampakaram-badin'ny naman'izy ireo ny bilaogera.