Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Desambra, 2007
Kyrgyzstana : Tanteraka ilay hetsika tselatra ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono
Ho fahatsiarovana ny faha-40 andro namonoanan'ny sasany ny mpanao gazety Alisher Saipov tany Osh, ny blaogy Timurrs dia manapariaka ireo sary nalaina nandritra ny hetsika notanterahina tany Bishkek, Kyrgyzstana. Tsahivina...
Kyrgyzstana : Hetsika tselatra kasain'ireo mpiblaogy ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono
Ny mpiblaogy Tolkun Umaraliev dia mampahatsiahy fa ho feno 40 andro amin'ny Talata 4 Desambra 2007 ho avy izao ny nahafatesan'i Alisher Saipov, sangany amin'ny mpanao gazety, izay nisy nitifitra...
Kyrgyzstana : Praiministra voaroaka
Ny mpiblaogy Asel dia mitatitra fa noroahan'i Bakiev, filoham-pirenena Kyrgyzstana ny Praiministra izay mpitarika ny antoko mpanohitra amin'ny fifidianana depiote ho avy : « The political life of Kyrgyzstan of...