Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Septambra, 2011
Kyrgyzstan: Habetsahana sy Hatsarana mialoha ny Fifidianana
Hisy fifidianana Filoham-pirenena ilay firenena kely nalaza tamin'ny rotaka politika amin'ny volana Oktobra 2011. Ankehitriny dia manam-bintana halaza amin'ny zavatra hafa indray i Kyrgyzstan: mpizaka zom-pirenena Kyrgyz 83 no nisoratra...