Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Oktobra, 2015
Fiarahamonim-pirenena Kyrgyz Manery Ny Tànan'ny Parlemanta Hiroso Amin'ny Fanentanana #Seza120
Tsy nanana fotoana nipetrahana teo amin'ireo sezany akory ireo solombavambahoaka vaovao Kyrgyzstan dia efa taoriany sahady ireo vahoaka.