Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Novambra, 2017
Ondry Iray Natao Sorona Mba Hanakanana Ny Lozam-pifamoivoizana Mateti-pitranga Ao Kyrgyzstan
Nanao sorona ondry iray noho ny fombafomba ireo manampahefana sy mpitondra fivavahana ao an-toerana, ao atsimon'i Kyrgyzstan tamin'ity herinandro ity mba hanantena hanakana ny lozam-pifamoivoizana mateti-pitranga manerana ny lalambe ao amin'ny firenena.