Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Janoary, 2013
‘Fifidianana Carousel ‘ Areti-mifindran'ireo Fifidianana Kyrgyz
Nifarana hatreo ilay fampielezan-kevitra feno fitsabahana sy nandreraka tao Kyrgyzstana, izay efa ho telo volana izay satria efa voaisa ireo vato ho an'ny fifidianana monisipaly dimy natao ny 25 Novambra. Kanefa taorian'ny valim-pifidianana, lahatsoratra iray avy amin'ny mediam-bahoaka no namela marikivy tao ambavan'ny rehetra.