Hita faty tao am-ponja ny milaza tena ho ‘andriamanitra vaovao’ tao Kyrgyzstan sady efa kandidà filoham-pirenena in-telo misesyVitsy ireo mino ny filazan'ny manampahefana hoe famonoan-tena inyMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Andriamifidisoa Zo15 Janoary 2024
Hiangana manoloana ny fanafihan'ny governemanta any Azia Afovoany ve ny tambajotran-jiolahy mahery vaika?Maty na any am-ponja ireo lehiben'ny heloka bevava goavana indrindraMpanoratra Nurbek BekmurzaevNandika Raveloaritiana Mamisoa06 Janoary 2024