Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Avrily, 2014
Mitantara Ny Fiainany Ao Amin'ny Twitter Ny Vehivavy Kyrgyz Iray Nalaina An-keriny Ho Vadiana
Vehivavy iray no nalaina an-keriny vao tsy ela akory izay tao Bishkek. Rehefa navotan'ny polisy tany amin'ireo mpaka an-keriny ity vehivevy ity dia nitantara ny "nofy ratsiny" tao amin'ny Twitter.