Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Febroary, 2016
Voafitaka Ve Ny Praiminisitr'i Kyrgyzstan ?
"Rehefa manana fotoana malalaka aho dia mamaky teny momba anao sy mianatra ny hahatonga ahy ho manam-pahombiazana."
Tafiditra Ao Amin'ny Google Translate Ny Fiteny Kyrgyz !
Vao nampiana fiteny iray indray ny milim-pandikanteny sy fiteny maro malaza indrindra eto an-tany.
Hitan'izao Tontolo Izao Ihany Ireo Hatsaran'ny Fizahantany Ao Azia Afovoany Ihany Nony Farany
Matetika tsy voajery, toeran'ny hatsaràna natoraly lehibe ary manankarena kolontsaina ireo Stans dimy any Azia Afovoany.