Miteraka hatezerana eny anivon'ny fiarahamonina Kyrgyz ny fitomboan'ny herisetra atao amin'ireo vehivavy sy tovovavyTamin'ity taona ity, avo roa heny ny herisetra natao tamin'ireo ankizy sy tovovavy.Mpanoratra Asylai Akisheva Nandika Candy21 Septambra 2022