Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Novambra, 2007
Kyrgyzstana : Fanadihadiana tao aorian'ny famonoana mpanao gazety
Ny blaogy Beaudi's Blog dia mitatitra [Anglisy] izay vaovao farany momba ny fandroson'ny fanadihadiana momba ny famonoana an-kerisatra an'i Alisher Saipov, izay mpanao gazety Ozbekistana niasa tao an-tanànan'i Osh any...