Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Jolay, 2016
Tsy Mitsahatra Ny Adin'ny ‘Fanadiovana Kabone’ Eo Amin'ny Kyrgyzstan Sy Kazakhstan
"Eny ,mety hoe kabone no diovinay, kanefa asa madio izany . Tsy mivarotra ny tenanay izahay . Mamelona ny fianakavianay izahay amin'izany ary mandray anjara indrindra amin'ny toe-karen'ny Kyrgyzstan"
Lasa Mpihira Sy Mpanoratra Hira Fisaonana Ny Filohan'i Kyrgyzstan
"Nanampy ahy hisava làlana tamin'ireo ady natrehiko tamin'ny fiainako ity hira ity."