Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Desambra, 2018
Kyrgyzstan: FAndrafetana Dokambarotra Manafintohina, Niteraka Adihevitra Nasionalista
Tamin'ny 22 Aprily, notsikerain'ny depiote Askarbek Shadiev nandritra ny fotoam-pivorian'ny antoko ''Ak Zhol'' ny petadrindrin'ny dokambarotry ny Birao Soisa ho an'ny Fiarahamiasa. Tohina tamin'ny nametrahan'ny mpanao sary iray tsy fantatra anarana sarina lakroa fotsy iray teo amin'ny sainam-pirenen'i Kyrgyzstan ilay depiote.