Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Desambra, 2014
Olom-pirenena Miady Amin'ny Governemanta Mba Hanan-jo Handravaka Ilay Hazo Be Maneho Ny Andro Fety Ho An'i Kyrgyzstan
Tezitra ny vahoaka. Nanaotao foana ny governemanta monisipaly tamin'ny nanaingoany ny Hazon'ny Taombaovao tamin'ity taona ity taminà karazan-javatra plastika boribory.