Tantara mikasika ny Kyrgyzstan tamin'ny Febroary, 2012
Mongolia: Tsy Misy Zavamiaina Tavela Aorian'ny Fitrandrahana
Mampanantena ny tetikasa fitrandrahana maro ao Mongolia fa hampandroso ny foto-drafitrasa ara-tsosialy sy ara-toekarana ao an-toerana ary hoentina hiadiana amin'ny fahantrana koa izany, saingy rehefa nandeha ny fotoana, dia mahatsiaro ireo...
Kyrgyzstan: “Tsy Hisy Ririnina Amin'ity”
Midoboka ireo governemanta, mivezika etsy eroa ireo mpitarika parlemantera ary satria rehefa tapitra ny vanintaona iray dia manomboka kosa ny iray hafa. Izany, farafaharatsiny, no noheverin'ireo Kyrgyz mpampiasa aterineto talohan'ny fanambarana miezinezina nataon'ilay mpifaninana ho floham-pirenena teo aloha Arstanbek Abdylayev fa hoe “tsy hisy ririnina amin'ity”.
Kyrgyzstan: Nilazana Mba Handray Aotobisy Ireo MPs (Mpikambana Amin'ny Parlemanta)
Sosokevitra iray ny amin'ny tokony handavan'ireo MPs ny fiara vatsian'ny fanjakàna, nomena azy ireo ka handraisan'izy ireo kosa ny 'minibus' rehefa handeha hamonjy asa no nahatonga ireo Kyrgyz mpiondana aterineto hatrany amin'ny fanombantombanana ny tombontsoa tokony na tsy tokony homena ireo olomboafidiny.