Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Ny Tanànakely Shinoa Ao Grenada

(Marihina fa tamin'ny 19 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)
Grenada

Avy amin'ny bilaogin-tsary Caribbean Free Photo:

This rather quaint archway marks the entrance to the construction site for Grenada's new National Stadium in Queen's Park, which is being built with funding, expertise and manpower provided by the People's Republic of China. With 500-plus construction workers from China living and working on the site, the area has virtually been transformed into a Chinese village, complete with garden.

Manamarika ny fidirana ao amin'ny toeram-panorenana hanaovana Kianjam-pirenena vaovao ao Grenada ao amin'ny Zaridainan'ny Mpanjakavavy ( Queen's Park), izay natsangana miaraka amin'ny famatsiam-bola, ny fahaiza-manao ary ny herin'ny mpiasa avy amin'ny Repoblika Entim-Bazhoakan'i Shina ity endrika vavahadibe somary hafakely ity. Ahitana ireo mpiasa mpanorina mihoatra ny 500 avy any Shina izay mipetraka sy miasa ao amin'ny toerana, dia efa novaina tamin'ny fomba virtoaly ho tanànakely Shinoa ilay faritra miaraka amin'ny zaridaina .

 

GrenadaNy sainam-pirenena Grenadiana sy Shinoa, hofahofain'ny rivotra eo ambonin'ny toerana misy ny Kianjam-pirenena

One thing that struck me on my visit there earlier this week was the fact that while all of the Chinese workers wore hard hats, soft canvas shoes seemed to be acceptable as worksite footwear. When I made the observation to the Grenadian project manager, he replied that “that's their culture.” According to the project manager, the Chinese workers take daily post-lunch siestas and don't drink cold water. “Only hot water and tea,” he said, which would explain the ubiquitous khaki-coloured canteens.

Ny fanaovan'ny mpiasa Shinoa rehetra satro-by , miaraka amin'ny kiraro malefaka vita amin'ny lamba henjana izay hany azo ekena hanaovana ao amin'ny toeram-panorenana no zavatra iray izay nanaitra ahy tamin'ny fitsidihako tao an-toerana tamin'ny fiandohan'ity herinandro ity. Rehefa nanontany ilay lehiben'ny  tetikasa Grenadiana aho momba izany, dia namaly izy fa “izany no kolontsain'izy ireo.” Araka ny voalazan'ny lehiben'ny tetikasa, dia manao lasiesta kely aorian'ny sakafo atoandro ireo mpiasa Shinoa ary tsy misotro rano mangatsiaka. “Fa rano mafana sy dite fotsiny ihany”, hoy izy, izay manazava ny antony hisian'ireo fisotroana kafe miloko khaki hita manodidina rehetra eny .

GrenadaMpiasa Shinoa ao amin'ny toeram-panorenana ao Grenada

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.