Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Avrily, 2016
Mofomamy Mafanan'ny Hazofijaliana, Fombandrazana Ao Karaiba Rehefa Andro Paka
"Mofomamy mafanan'ny hazofijaliana! mofomamy mafanan'ny hazofijaliana! denaria iray, denaria iray ny roa, mofomamy mafanan'ny hazofijaliana!" Tian-dry zareo ao KAraiba ity fombandrazana mafilotra rehefa Paka ity.