Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Septambra, 2008
Kiobà, Barbada, Etazonia: Ny kabarin'i Palin
Raha ‘somary nampiaiky azy kely ihany ny kabarin'i Palin (kandidà repobilikana miray lisitra amin'i McCain) halina’ ny mpamaham-bolongana Kiobana ampielezana Babalu, Ilay mpamaham-bolongana Barbadiana ampielezana Jdid kosa niteny hoe: “Niezaka...