Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Avrily, 2008

Barbada: tafiotran-toe-karena

  27 Avrily 2008

“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground,  (Barbada ambanin'ny tany) raha miresaka momba ny fanamby miandry ny toe-karenan'ny nosy izy.

Barbada, Jamaïka : Momba ireo fitaovam-piadiana

  25 Avrily 2008

Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe : Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use...

Kiobà, Barbada : Fifidianana any Zimbaboe

  02 Avrily 2008

Samy manapariaka lahantsoratra mikasika ny fifidianana any Zimbaboe ry Child of the Revolution izay Kobana mipetraka any Aotsralia sy Neo-Zealandy, sy Barbados Free Press avy any Barbados. Child of the Revolution dia mampitaha an'i Robert Mugabe sy i Fidel Castro izay mpiaradia hatrizay : Mind you, compared to the Castro...