· Jolay, 2017

Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Jolay, 2017

Barbados: Ireo Famantaran-dàlana

  26 Jolay 2017

Namoaka ity sarin'ny famantaran-dàlana eo amin'ny sampanan-dalana any ambanivohitr'i Barbados ity ny bilaogeran-tsary Barbados in Focus (Mifantoka amin'i Barbados). "Tena manerana izao rehetra izao ny famantaran-dàlana." Na izany aza, misy ny karazana famantaran-dàlana mety natao manokana ho an'ny toerana iray toy ny asehon'ny sary eto ambany.