· Desambra, 2008

Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Desambra, 2008

Barbados: Mpanao gazety voasambotra

Misaritaka ny tontolon'ny fitorahana blaogy Barbadiana tao aorian'ny fisamborana mpanao gazety malaza anankiroa – fihetsika izay nadikan'ny mpitoraka blaogy ho fanelingelenana ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety. Ilay blaogy fanta-daza sy be...

30 Desambra 2008