Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Desambra, 2013
Karaiba: Veloma Farany, Nelson Mandela
Nandona mafy tokoa ny fanambaràna ny fahalasanan'i Nelson Mandela. Nizara ny eritreriny ireo bilaogera any amin'ny faritra sy ireo mpampiasa ny media sosialy, mikasika ny fahalasanan'ilay olona iray endrika maharitry ny fanoherana am-pilaminana teto amin'izao tontolo izao.