Tantara mikasika ny Barbady tamin'ny Jolay, 2018
Jamaika : 46 Taona ny Fahaleovantena (2008)
Nisy fahombiazana, nisy tsy fahatomombanana, nisy fandrosoana niteraka faharisihana ary nisy koa ny setriny nandiso fanantenana. Mila maka fotoana isika handinihantsika ny tenantsika. Tsy maintsy raisintsika ny fanapahankevitra hanorina miainga avy amin'ny fahombiazantsika sy hirotsaka indray amin'ireo kianja izay naharesy antsika