Below are posts about citizen media in French. Don't miss Global Voices en Français, where Global Voices posts are translated into French! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Frantsay

An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna #01 

  07 Jona 2023

Ato anatin'ny fizaràna “Les mots ont la parole - An'ny voambolana ny fitenenana”,  asongadinay ireo voambolana na fomba fiteny miavaka ho an'ny faritra iray, firenena iray, na vondrom-piarahamonina iray, nefa koa ireo tsy afaka adika

Global Voices, mitady toniandahatsoratra hitarika ny fandrakofam-baovaonay ao Afrika mampiasa sy miteny frantsay ao atsimon'i Sahara

  21 Novambra 2022

  Mpanoratra no sady toniandahatsoratra ve ianao, manana fahatakarana lalina sy fahalianana momba ireo endrika rehetran'ny faritra Afrika mampiasa sy miteny frantsay ao atsimon'i Sahara ? Mientanentana amin'ny famolavolana hevitra havadika ho tantara, lahatsoratra ho an'ny media sôsialy, sy famoahana lahatsoratra hafa iarahana amina vondrom-piarahamonina marolafy? Raha “eny” no havalinao...

Maraoka: Polisy noratrain'ny fianakavian'ny mpanjaka

  23 Jolay 2021

(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Tranga roa no nampisokatra indray ny adihevitra mafana rehefa nangingina am-bolana maro ny tontolon'ny bilaogy maraokana. Ilay tranga vao haingana momba ilay bilaogera nogadraina Mohammed Erraji ny iray, mazava ho azy. Ny iray hafa dia ny vaovao momba ilay havan-davitry ny mpanjaka nitifitra polisy. Ireto...

Ireo pejinay momba an i Frantsay

fr