Tantara mikasika ny Frantsay tamin'ny Aogositra, 2010
Alzeria: Melohin'ny mpiserasera ny fanakanana ny boky ejipsiana tsy haseho ao amin'ny fampirantiana boky
Sarim-pamantarana ny Salon International du Livre d’Alger (SILA): http://www.sila.dz/ Tsy nahafaly ny Alzeriana ny fanapahan-kevitra tsy hampiditra ny boky ejipsiana ho ao anatin'ny haranty mandritra ny Fampirantiam-boky Iraisam-pirenena eto Alger [Salon international du livre d’Alger (SILA)]. Nisy manko ny antsoavo nataon'olo-tsotra avy amin'ny sarangam-piaraha-monina rehetra nanameloka ny fanapahan-kevitry ny tompon'andraikitry...
Maraoka: Ny teny Anglisy ho Teny fampiasa faharoa
Milaza i Said Bellari, mpanoratra ho an'ny Moroccoboard.com, mikasika ny fanalàna tsikelikely ny fiankinan-doha amin'ny teny Frantsay, ary ny fampidirana ny teny Anglisy ho teny ofisialy faharoa ampiasaina any Maraoka. Ao amin'ny boky nosoratany, manolotra ny fomba fijery tena tsara voatra fantatra amin'ny hoe “fanalàna fahaizana mamaky teny sy manoratra” izy. Tatitra avy amin'i Nabila Taj.
Frantsa : Fanavakavahana satria heverina ho mpangalatra avy hatrany
Any amin'ny Rroms (gitanos) avy amin'i jespel tao amin'ny Flickr licence CC Attribution NC-ND 2.0 Generic (Nosoratana tamin'ny teny frantsay avy hatrany ity lahatsoratra nosoratan'ny ekipan'ny Global Voices en Français ity.) Navoakan'ny fantsom-baovao France 4 indray tamin'ny asabotsy 14 aogositra ny lahatsarim-panadihadiana Qui a peur des gitans ? [iza no...
Madagasikara: Ny famotorana miafina niainga hatrany an'ala momba ny raharaha-na andramena (bolabola)
Iray amin'ny vokatry ny faharetan'ny krizy politika eto Madagasikara ny fiantraikan'ny sazy mihatra amin'ny tontolo iainana, indrindra fa amin'ny ala voajanahary noho ny vola betsaka azo noho ny fitrandrahana tsy ara-dalàna ny andramena (bolabola). Ny fiasana miaraka eo amin'ny mpikatroka manampahaizana manokana momba ny fiarovana sy ny fitahirizana ny tontolo...
Tonizia: Rehefa ny mpanakanto toniziana no mihiaka hoe “Ho ela velona i Netanyahu”
Iray amin'ny takelaka Facebook maro nitsangana hanameloka an'i Sherif Niteraka hatezerana sy fahadisoam-panantenana tamin'ny Toniziana ny fivezivezen'ny lahatsary iray ahitana ny mpihira Tonizian Mohsen Sherif mihiaka hoe “Ho ela velona Bibi Netanyahu!” ary manasa ny Jiosy hitsidika ny Nosy Djerba hanao fivahiniana masina El Ghariba. Amin'ny fiteny geek moa izany dia antsoina...
Maraoka: Blaogin-tsary vaovao an'i Agharass
Ilay mpitoraka blaogy Maraokana Agharass dia fantatra amin'ny blaoginy malala-pijery miaraka amin'ireo lahatsoratra (amin'ny teny Frantsay) momba ny lohahevitra isan-karazany manomboka any Palestina ka hatrany amin'ny kolotsaina pop, matetika voaravaka amin'ireo sary avy amin'ilay mpitoraka blaogy manokana. Agharass izao dia manana blaogin-tsary antsoina hoe "Portfolio de Agharass!"
Frankofonia: Mihatsara tahaka ny divay antitra ny Twitter
Nitamberina somary nalaza kely tanatin'ny ora tsy nampoizina ny hash tag, #jesuisvieux, ao anatin'ny valan-tserasera mpiteny frantsay. Hatramin'ny faha-26 Jolay dia somary nitodika tany amin'ny fahatsiarovana ny mpampiasa twitter, mamoaka ny tsiahiny fahatanora miampy ny hash tag #jesuisvieux ( Antitra aho ity – lehilahy) na #jesuisvieille ( Antitra aho ity –...
Madagasikara: Ambany fiarovan'ny tafika manokana ny fanimbana ny ala
Nanazava ny fomba nanaovany fanadihadiana miafina nandritra ny herintaona sy tapany[fr] izay nandraisany anjara tamin'ny tatitra mitondra ny lohateny hoe “Between Democracy and Conservation” [An-tsampanan'ny demaokrasia sy ny Fikajiana (ny tontolo iainana)] ny mpikaroka malagasy iray . Nambarany ary fa notontosaina lavitra ny task force tarihin'ny fitondrana ity fanadihadiana ity ka faly...