Tantara mikasika ny Frantsay tamin'ny Oktobra, 2017
Taïwan : Nopotehina Ireo Trano Miendrika “OVNI”
Nanazava tao anatin'ny lahatsoratra iray tao amin'ny bilaoginy i avant tamin'ny 3 Jolay 2008 fa harodana ireo trano malaza miendrika ovni ao amin'ny torapasika fitsangatsanganana ao ambanivohitr'i Taipei, ao Taiwan..
Maninona No Betsaka Miaraka Maty Ireo Lalomena Ao Namibia?
"An-jatony ireo lalomena hita maty tao amin'ny renirano iray ao anatin'ny valan-javaboaharim-pirenen'i Namibia. Mety ho ny aretin'ny arina no niteraka ity faharinganana ity"
Arabia Saodita: Fantsom-pahitalavitra Amin'ny Teny Persiana Ho An'ny Iraniana
Orinasam-pahitalavitra mandeha amin'ny zanabolana Saodiana ny MBC , fantatra eo amin'ny tontolo Arabo noho ireo fantsona fialamboly sy noho ny fantsom-baovao Al-Arabiya . Nanomboka nanokatra fantsona vaovao tamin'ny 9 Jolay 2008 ity orinasa ity, MBC Persia, izay ahitana sarimihetsika amin'ny dikanteny Persiana [farsi].
Nanao Fitokonana Tsy Nihinan-kanina Ny Bilaogera Roa Nogadraina Tao Alzeria
Tafihana ny fahalalaham-pitenenana sy ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety ao Alzeria.
Manatontosa Fikarohana Ara-pitsaboana Ao Afrika: Fahafahana & Hevi-diso
"Noho ny tantaran'ny fanampiana ara-bola, ny dolara tsirairay laniana dia tohanan'ny dolara iray (hafa) mba hiantohana fa mihena ny hosoka."
Mampametra-panontaniana Ilay Fifanarahana Ara-Bola 20 Lavitrisa Dolara Amerikana Nifanaovan'i Shina Sy Ginea
"Miroaroa saina ny gineana ary marina ny azy! Satria tsy mivadika ho fanatsaràna ny fiainany andavanandro izany"