Tantara mikasika ny Frantsay tamin'ny Septambra, 2008
RD Congo: Radio sy tele maro nakatona
Mediatic [Fr] no manoratra ny fikatonan'ny foibena televiziona dimy sy fampielezam-peo roa any Kinshasa tsy nahazo alalana ary maminaviina fa io ilay nampiomanan'ny fitondrana any fa “hanadio ny trano” izy. (via Réseau International de correspondants francophones)
Fa aiza mihitsy ary no mipetraka ny mpandika tenin’ ny Global Voices?
Ny mpandika tenin'ny Global Voices Lingua izao dia mamoaka ity tranonkala ity amin'ny teny dimy ambiny folo isankarazany (18 raha isaina koa ny tranonkala vaovao Swahili, Rosiana ary Serbiana) mamela ny olona eran-tany tsy miteny anglisy mba handray anjara koa ao amin'ny fifanakalozana hevitra. Nandray mpandika teny manome miasa maimaim-poana...