Tantara mikasika ny Frantsay tamin'ny Aogositra, 2008
Fikirizan'ny mpitoraka blaogy iray hanampy an'i Baby Kamba
Raha miezaka ianao manaraka vaovao momba an'i Madagasikara, dia angamba mamaky matetika ny Madagascar Tribune. Ary raha nanao famandrihana ianao, dia namaky angamba vaovao nosoratan'i Herimanda R momba ny fandidiana tsy dia fanao ary vita soa aman-tsara nataon'ny departemantan'ny neorochirurgie teo amin'ny hopitaly Ravoahangy tamin'ny fahafolon'ny volana Jona. Herintaona i...
Ny fifandraisan'i Zeorizia amin'i Etazonia
Soratan'i Frencheagle ny fifandraisan'i Zeorizia amin'ny fitondrana any Etazonia[Fr]: “Nahoana moa isika no manameloka ny ataon'i Rosia nefa manadino kosa ny fanamelohana ny politika aimperialistan'i Etazonia izay mody mampiasa ny fitolomana ho amin'ny fahafahana sy ny demaokirasia nefa ahafahana mametraka antoka ho fiarovana ny tombotsoany manokana.”
SIDA 2008: Ny ahiahy sy ny fanantenan'ny MSM sy ny manao anton'asa ny fananahana Afirikana
Nifarana tamin'ny 8 aogositra 2008 teo ny fihaonana momba ny SIDA 2008 (IAC) notontosaina tao Mexico. “Universal action now” na asa iarahan'ny rehetra manerantany atao izao no lohahevitra nobanjinin'ny fihaonana ary raha heverina ny fanatrehan'ny avy amin'ny vazantany efatra, ny fifantohana tamin'ireo vondron'olona nailakilaka ary ny fivoahan'ny gazety isan'andro natsaoina...
Madagasikara: Fa iza no handeha any amin'ny lalao olaimpika e?
Misy fisavoritahana ihany ny fahalalana ny isan'ny delegasiona malagasy mandritra ny lalao olaimpika 2008. Mbola tsy nivoaka moa ny filazana ofisialy raha tsy vao andro vitsy foana zay ka nahenoanay fa 7 ny isan'ny atileta handray anjara (fr) fa tsy 4 araka ny voalaza tamin'ny voalohan'ny volana (en). Ankoatra izay, mbola...
Madagasikara tamin'i Hong Kong:”Avereno ny Emeraodanay”
Lova Rabary-Rakotondravony no nanazava fa nandefa solontena efatra tany Hong Kong hanao izay hamerenana ny emeraoda lehibe indrindra sy mavesatra indrindra fantatra ankehitriny [ nomena anarana hoe Fanomezan'ny Lanitra] ary aranty ao amin'ny Baoqu Tang Modern Art Gallery any Honk Kong ny fitondrana Malagasy. Takian'ny fitondrana Malagasy ho anisan'ny fananam-pirenena...