Tantara mikasika ny Arabo tamin'ny Oktobra, 2016
Nahatonga Hetsi-panoherana Nasionaly Ny Tolotra Ratsy Omen'ny Orinasam-Pifandraisana Finday Saodiana
Manohitra ny tambajotra fandraharahana an'onjam-pifandraisana ao amin'ny firenena ireo mpiseran'ny media sosialy ao Arabia Saodita, manohitra ny tolotra ratsy sy ny mbola hanakanana hatrany [mg] ny teknolojia, indrindra ny fifandraisana VoIP izay tokony ho azo maimaimpoana.
Fanafihana An-habakabaka Nataon'ny Vondron-kery Tarihan'i Arabia Saodita, Namono Farafahakeliny Olona 140 tany Yemen, Nandratra An-jatony Mahery
Fanafihana an-habakabaka nataon'ny vondron-kery tarihan' i Arabia Saodita, nikendry fiandrasam-paty ary namela olona maty farafahakeliny 140, mahatonga io ho fandripahana tokana lehibe indrindra hatramin'ny nanombohan'ny ady an-tranon'i Yemen ny taona 2015.
Tanora Toniziana Iray Mety Aato Amin'ny Fianarany noho ny Fiampangany tao amin'ny Facebook ny Toe-javatra Mampalahelo Misy ao An-tsekoly
Nampangain'ny mpitantana ny sekoly ho nanao "fampielezan-kevitra manala-baraka" azy ireo i Hamza Batti.
Nofonjain'i Koety Noho ny Faniratsirana Mpitondra Ao Amin'ny Firenena Ilay Mpikatroka Sara Al-Drees
Efa nigadra noho ny fiampangana mitovy amin'izany ihany teo aloha ilay mpikatroka mpanohana ny demokrasia.