Tantara mikasika ny Arabo tamin'ny Novambra, 2016
Miresaka Ny Fitsarana An-tendrony Ao Amin'ny Firenena Ny Lahatsary Mannequin Challenge Bahrainita
" Tsy miresaka momba ny [fiaraha-monina] iray fotsiny izahay ao amin'ity lahatsary ity. Ianareo rehetra no tianay ambara, ny fiarahamonina rehetra."
Mpitsikera Sarimihetsika Omani Nampidirina Am-ponja Noho Ireo Lahatsoratra Tao Amin'ny Facebook
"Raha mbola misy ny olombelona manararaotra olombelona dia misy ireo nofy revolisionera , ary hanangana ny hoavy ny nofy."
Manomboka Mandrava Ny Tora-pasika An-tanandehibe Sisa Tavela i Beirota
Taitra ireo mponina ao Beirota tamin'ny asabotsy rehefa nanomboka nivezivezy tao amin'ny media sosialy ny sary mampiseho ny morondranomasina ho an'ny daholobe ao -tanàndehibe sisa farany , Ramlet El Bayda potehin'ny fitaovam-panorenana goavana.
Natsahatra Mandritra Ny Fotoana Voafetra Ny Fampitam-baovao Tsy Miankina Ao Oman
Albalad no fampitam-baovao tsy miankina faharoa nitsahatra tsy namoaka lahatsoratra noho ny fifarahany manokana tamin'ity taona ity. Nakaton'ny governemanta ny gazety iray hafa, Alzamn tamin'ny Aogositra teo.