Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Aogositra, 2018
Maninona ireo firenena Afrikàna vitsivitsy no mbola manohy manohana an'i Mugabe
...niresahana indrindra ny momba ny fambolena, ary ireo fampanantenana poakaty, na koa ny fomba tsy mahomby naroson'ny FMI, ary ny valinkafatra avy amin'ireo firenena afrikàna
Fitsidihana ny bilaogy Libyana: Maty ve ny teny Arabo?
Matetika ny bilaogera Libyana miresaka lohahevitra samihafa sy isan-karazany - na resadresaka tsotra izany na tsia. Niteraka adihevitra momba ny antsoina hoe "fahafatesan'ny" teny Arabo ny lahatsoratra iray vao haingana lazaina fa tsotra navoakan'i Lebeeya
Ny bilaogin'i Libya: herinandro voalohan'ny taona 2007
Raha mbola variana tamin'ny famonoana an'i Saddam Hussein ny tontolon'ny bilaogy sy ny hoe RARINY tokoa ve ilay fanamelohana azy ho faty, ireo bilaogera Libyana kosa dia nivadika ho any amin'ny lohahevitra hafa.
Afovoany Atsinanana: Rehefa avy ny orana !
Tiako foana ny kotroka sy ny tselatra hatramin'izay, lehibe amiko ny herin'ny tafiodrivotra. Saingy ny tontolon'ny rivotra sy ny orana dia tsy dia mahafinaritra loatra raha manan-janaka any ivelany ianao.