Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Desambra, 2018
Libya: Eid Al – Adha 2008
Noho ny tsy fihetsehana mihitsy teo amin'ny tontolon'ny bilaogy Libyana volana vitsy lasa izay (ary mitohy hatrany) sy antsoin'ny mpamaky iray ao amin'ny bilaogin'ny Highlander hoe Aretin'ny Fanjavonana Libyana). Tsy nieritreritra aho fa hisy bilaogy marobe amin'ity Eid ity.
Libya: “Mirehitra i Gaza!” firaisankinan'ny bilaogera amin'i Palestina
Fozia Mohamed manomboka manavatsava ny tontolom-bilaogy Libyana sy ny fihetsiny manoloana ny tati-baovao amin'ny fanafihana Isiraeliana tao amin'ny tetezantanin'i Gaza, ankoatra ny fizarana ireo fahatafintohinana sy firaisankina ataon'ny bilaogera libyana amin'ny vahoaka Palestiniana. (desambra 2008)
Fitetezam-bilaogy Libyana: Hopitaly nahalehibe kamboty sy ny tantaran'ny fodiana fanina
Tantara mampifokofoko tamin'ny nanabeazan'ny hopitaly kamboty iray izay nampiverina ny fitokisan'i Fozia Mohamed amin'ireo dokotera. Hita ato ihany koa ny adihevitra momba ireo mpivarotena mameno tsy misy henatra ny toeram-bahoaka sy ireo andian-dehilahy manara-body amin'ireny toerana ireny ihany.