· Jona, 2011

Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Jona, 2011

Libia: Sarin'ny fotoana mampanembona sy manankarena ary manantantara

Mpilatsaka an-tsitrapo terantany Anglisy-Libaney izay mpanoratra fantatra amin'ny solon'anarana hoe Amal Al-Leebi nandefa sary tao amin'ny kaonty twitter @libyansrevolt, sary tranainy nanembonany an'i Libia nalainy nandritra ny fitsidihana farany nataony tany, hanehoany ny fahatsiarovany an'ity firenena ity.

30 Jona 2011