Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Marsa, 2015
Ankizy Libyana Tsy Nisy Sekoly Nandritra Ny Volana Vitsivitsy, Vehivavy Iray No Nanatona Nampianatra Azy Ireo
Manome fampianarana hoan'ireo ankizy any an-tanindrazany, ao Lybia i Haifa El-Zahawi, Libyana monina ao New York. Amin'ny alalan'ny fifandraisana Skype no anatanterahany izany.