Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Mey, 2011
Tontolo Arabo: Fanontaniana ary Fiafaran'ny tantara Taorian'ny Fahafatesan'i Bin Laden
Maty novonoina tamin'ny fanafihan'ny CIA nataon'ny Amerikana tao Abbottage ao Pakistan ilay mpampihorohoro Oussama bin Laden omaly. Mpiserasera manerana ny tontolo Arabo no nilaza ny heviny manoloana izany vaovao izany....
Tontolo Arabo: “Ny 2011 dia ho taona voamarika anatin'ny tantara”
Mety hoe vao volana May izao fa maro ny zava-nitranga nandritra ny volana vitsivitsy teo amin'ny tontolo Arabo. Taorian'ny vaovao omaly momba ny namonoan'ny Amerikana an'i Osama Bin Laden tany Pakistana, Saodiana atidoha nikotrika ny fampihorohoroana, mandinika ny taona nodiavina ireo mpandefa tweets.