Tantara mikasika ny Libia tamin'ny Novambra, 2018
Masoarabo: Fihaonana mangina sy fiarahabana Eid
Eid ny ao amin'ny tontolo Arabo ary mankalaza ny faran'ny Volana Masina Ramadany miaraka amin'ny tabataban'ny hetsiky ny bilaogin'izy ireo ny bilaogera Arabo.
MENA: Brrrrrrrrrrrrrr…Mangatsiaka
Brrrr ... Mangatsiaka be eto Afovoany Atsinanana no hafatra nirongatra tamin'ny bilaogy vao haingana. Ity famintinana izay nolazain'ireo bilaogera sasany momba ny hatsiaka ao amin'ny faritra, ao amin'ny toerana mafana sy indraindray mibaliaka masoandro manerantany.
Masoarabo: Taombaovao miavaka!
Ny Taombaovao no fotoana handinihana ny lasa sy hamolavolana drafitra vaovao ho an'ny ho avy. Inona no lazain'ireo bialogera avy amin'ny tontolo Arabo satria manao veloma farany ny taona 2007 izao tontolo izao ary handray ny taona 2008?
Bilaogy Libyana: Ny herinandro faran'ny taona 2006
Ny lohahevitra fototra nanjaka tamin'ny bilaogy Libyana nandritra ity herinandro farany ity dia ny taona vaovao, ny Krismasy sy ny Eid, ary i Khadijater manoratra momba ny fankalazana ny Eid Al Adha sy ny fampiasana sary ho fanazavana.
Vaovao momba ny Fahalalahana Miteny
Ireto ny fivoaran'ny rahona manembatsembana ny fahalalahana miteny voarakitry ny Reporters Sans Frontières sy ny Human Rights Watch tanatin'ny herinandro lasa teo.