Ny mpiblaogy Libertad dia mitatitra ny namonoan'ny sasany ny mpanao gazety Ozbeka Alisher Saipov, izay niasa tany Kyrgystana, izay firenena mifanolobodi-rindrina amin'i Ozbekistana, sy nanoratra lahantsoratra maro mikasika ireo Ozbeka vitsy an'isa monina any :
« Ferghana.ru reports that Alisher Saipov was shot three times from a gun, either pistol or submachine gun. Alisher was accompanied by his fellow Ikbol Mirsaitov, a member of the Institute for Strategic Studies under president. According to different sources, Ikbol Mirsaitov was not hurt, but deeply shocked of the murder. »
« Ampitain'ny vohikala Ferghana.ru fa bala telo no nahavoa an'i Alisher Saipov, poleta na basy marovava. Ny niara-dia taminy dia ny namany Ikbol Mirsaitov izay isan'ny mambra ao amin'ny Institute for Strategic Studies ao ambany fahefan'ny filoham-pirenena. Araky ny filazan'ny feo samihafa dia tsy voakasika akory i Ikbol Mirsaitov, fa tohina dia tohina tokoa noho izao voina izao »
1 hevitra