· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Novambra, 2018

Fandrahonana ny bilaogera Afghana

  07 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ity lahatsoratra ity dia nesorina noho ny fangatahan'ilay bilaogera Afghana voakasik'izany, satria nisy ny vaovao nanova tanteraka ny tantara . Toy izao manaraka izao ny votoatin'ny lahatsoratra: Nahazo fandrahonana ho faty i “Sohrab Kabuli“, bilaogera Afghana sady mpandresy tamin'ny...

Ireo pejinay momba an i Afganistana

افغانستان