Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Avrily, 2016
Miorina Amin'ny Fanantenana ny Zotra Mankany Amin'ny Zon'ireo vehivavy Afghana, Na Dia Mampidi-doza Aza
Manomboka amin'ny ekipa mpivoy bisikileta ka hatrany amin'ireo mpilatsaka an-tsitrapo misahana ireo lehilahy mpiankin-doha amin'ny zava-mahadomelina, manamboatra anjara asa anatinà firenena potiky ny ady sy ny tsy fandriampahalemana ireo vehivavy Afghana.