Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Oktobra, 2018
Mavesatra ny tsy fahampian-drano any Afganistana
Efa main'ny hetaheta i Kabul renivohitra, ary hitombo ampahatelony ny mponina ao amin'ny ao anatin'ny telopolo taona
Olona firy no halatsa-drà vao hanan-jo hifidy ny Afghana?
Ny fifidianana nokasaina atao amin'ny 20 Oktobra dia antony iray hanehoana fankalazana saingy koa fialantsiny mba hanaovan'ireo mpitolona mitam-piadiana fanafihana.
Any Kivu hatrany Gaza : Ny fomba isafidianan'ireo haino aman-jery ny ady ho rakofany
''Fa nahoana no kely ihany ny fifantohantsaina atokan'ny haino aman-jery ho an'ireo ady any Afrika, indrindra ireo loza mahatsiravina mitranga ao Kivu, izany no fanontaniana hatry ny fahagolantany (misisika toy ilay fitiavana hahalàla ny antony tsy hanaovan'ireo haino aman-jery iraisam-pirenena izany raha tsy resaka fifandirana irery ihany, rehefa mandrakotra an'i Afrika izy ireo).''
Fitetezana bilaogy manerantany isaky ny alarobia (jona 2006)
Manana sary avy ao amin'ny tranoben'ny Fitsarana Tampony ao Bishkek, Kirghizistan i Nathan ao Registan, izay olona an-jatony no nanafika ny tranobe mba handroaka ireo mpanao fihetsiketsehana izay nibodo ny trano hatramin'ny volana Aprily. (Nitaky ny fialàn'ireo manampahefana rehetra notendren'ny filoha teo aloha Akayev ireo mpanao fihetsiketsehana.)
Bitsibitsika Afghana: Fitsarana, Fanavakavahana & Biby Mampalahelo
(2006) Nampiakarina fitsarana ny lehiben'ny sampam-pitsikilovana iray nandritra ny vanim-potoana kaominista noho ny andraikitra tsy azy irery. Mirongatra ihany koa ny fanararaotana ara-pananahana ireo biby sy ankizilahikely ao Afghanistana.
‘Ny fiarako no hafatrao': Mifanamby amin'ny tanora hamoron-javatra avy amin'ny tsy misy ilay Afghana mpamorona zava-baovao
"Atombohy fotsiny ny asanao. Ataovy miaraka amin'izay hanananao ankehitriny ny asanao. Fotoana izao hanombohana."