Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Jona, 2012
Afganistana: Tovovavy Voapoizina Noho Izy Ireo Nandeha Tany An-tsekoly
Nofoanana taorian'ny nianjeran'ny fitondrana Taliban tamin'ny 2001 ny tsy fahazoan'ireo tovovavy sy vehivavy mianatra, mitohy mandeha an-tsekoly ireo ankizivavy mpianatra. Tao anatin'ny fanafihana kely vao haingana tany Takhar faritany Afghan any avaratra atsinanana, tovovavy anjatony no voapoizina tao amin'ny sekoliny.