Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Aogositra, 2010
Afghanistan : saripikan'ny mpamaham-bolongana ivelan'ny ady sy ny Wikileaks
Amin'ny alalan'ny fanehoana an-tsary ny endrika isan-karazan'ny fireneny no amoahan'ny mpamaham-bolongatsary Afghan izany Afghanistan ankoatra ny ady sy ny Wikileaks. Nasim Fekrat, ilay mpamaham-bolongana Afghan efa nahazo loka no manolotra antsika...