Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Avrily, 2018

20 Avrily 2018

Afghanistana: Andron'ny Vehivavy Ao Anaty Firenena Misafotofoto

Araka ny voalazan'ny Komisiona ho an'ny zon'olombelona, misy vehivavy anjatony maty voatifitra, namidy tamina lehilahy hafa, notapahana ny ampahan'ny vatan'izy ireo, toy ny sofina, orona ary rantsan-tànana

19 Avrily 2018

Afganistana: Fipoahana Herisetra

Marobe ireo blaogera nizara ny alahelony sy nitondra hevitra mikasika ny fanafihana fanaovana vy very ny aina tao Afganistana.

10 Avrily 2018

Nampitodika ny Loha ny Hetsika Mitaky Fandriampahalemana Teraka Tany Ambanivohitra Afghan Anivon'Ady

"Ny hany tanjon'ny sit-in dia ny hampitsahatra ny ady eo amin'ny roa tonta. Tsy tokony handefa mpidaroka baomba intsony ny Taliban ary tsy tokony handefa baomba amin'izy ireo intsony koa ny governemanta."

07 Avrily 2018

Nahoana no Sady Mitondra Fifaliana no Mitondra Hirifiry Amin'i Afghanistan ny Lohataona

"Arahabaina nahatratra ny Nawroz daholo. Enga anie ity taona ity ho taonan'ny fandriampahalemana, firindrana, ary ho fiafaran'ny fangirifiriana. Hanjaka anie ny fandriampahalemana. Ôptimista isika amin'izany."

05 Avrily 2018

Niteraka Aingam-panahy Tao Amin'ny Media Sosialy Ilay Renim-pianakaviana Nanala Fanadinana Niaraka Tamin'ny Zanany Roa Volana

"Afaka roapolo taona, hahita ity sary ity ao Afghanistan tsara kokoa ity zaza ity."