Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Janoary, 2008
Afghanistan: ny tsimok'aretin'i Rambo
Abu Muqawama no nitati-baovao momba ny“the Rambo Syndrom” na ny tsimok'aretin'i Rambô.Nosoratan'ny mpamaham-bolongana ary fa ny gazety New York Times no namoaka lahatsoratra mitanisa ny herisetra maro ataon'ireo menavazan'ny ady...
Afghanistan: Mpitarika Taliban noafahana sy nihavanana
Mohammad Fahim Khairy no manoratra fa maro tamin'ny mpitarika faratampon'ny Taliban noafahana avy any am-ponja hatramin'ny taona 2002 ho eo ambany fiarovan'ny governemanta Afghan no nandeha nankany amin'ny Al Qaeda na...