Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Aogositra, 2018
Eo An-Tànan'i Rashid Khan, Ilay Kintan'ny Mpilalao Cricket Afgana, Ny “Hoavy”
Sachin Tendulkar, indiana mpitàna fikapoka izay efa misotro ronono, matetika hita amin'ny ngezalahin'ny fotoana rehetra, no mpanipy baolina mendrika indrinda ao amin'ny T20I, hoy i Khan.
Jordania : Bilaogera namoaka tsiambaratelom-panjakàna
Mba hahafahako miaro ny tenako mifanaraka amin'ny lalàna dia avoakako ity antontan-taratasy ity, ary mba tsy hahavery ny fitokisana ahy amin'ny maha-bilaogera sady mpanao gazety...
Manao ahoana ny fahasamihafana ao Afghanistan? Ny mahazo ireo Sikh sy Haindò
"Tena feno alahelo! tsy azoko veroka ny alahelon-dry zareo sy ny hirifiriny raha mandao ny firenena, indrindra fa ny fianakaviana Avtar Singh izay mbola vao haingana ny ratra nahazo azy ireo! "
Afganistana : Fahatairana ara-politika
''Raha toa ka efa nalaza tany amin'ny ampahan'ny gazety tandrefana ilay lazaina hoe «lalàna mikasika ny fanolanana», miteraka adihevitra be ao amin'ny firenena ihany koa izany. Tamin'ny fomba niavaka, norakofan'ireo gazety mahazatra ny diabe nataon'ny vehivavy, saingy misy endrika ara-pivavahana mila heverina ihany koa.''
‘Parkour’ ho an'ny fandriampahalemana: Mamadika ny tontolon'ny ady ho toerana filalaovan'ny devoly ireo tanora sahisahy ao Kabul
''Rehefa niezaka ny hanatrika hetsika parkour tao Eoropa izahay, ,nolavina ny visa anay fa satria pasipaoro Afgana no teny an-tànana.''