Tantara mikasika ny Afganistana tamin'ny Oktobra, 2010
Mozika: Rakikira mampiray ireo mpanakanto nahilika sy nosivanina
Listen to the Banned [Henoy ireo voasakana] dia rakikira mampivondrona ireo mpanao mozika izay nahilika, nosivanina na naiditra an-tranomaizina noho ny mozika ataony. Ahitàna ireo mpihira avy any Afghanistan, Cote D’Ivoire, Irana, Israely, Libanona, Pakistana, Palestina, Sodana, Tiorky, Uighurstan sy Zimbabwe.